Search your favorite song for free

1. MINAH TSAKARAO - anao foana tiako

  • Duration: 273
  • Channel: music
MINAH TSAKARAO - anao foana tiako

Incontestable Tube de l'été 2011 Une star de plus en plus populaire : Minah TSAKARAO nous surprend encore une fois et sur ce coup là elle redore le blason du groupe GTS TSAKARAO longuement controversé par les critiques médiatiques. Rythme chaud des côtes malagasy, chanté avec feeling et ambiancé avec du savoir faire, à vous d'y goûter.




4. MINAH ft MAM'BE - Izy foana tiako

  • Duration: 273
  • Channel: music

5. MARION TSY MBA MANDAO

  • Duration: 326
  • Channel: music
MARION TSY MBA MANDAO

De la bonne ZIK!!!"Tsy mba mandao" c'est le titre phare de l'album de Marion!Un chanteur exceptionnel!Des bonnes heures d'écoute et de détente pour vous! Nolazainao avokoa Izay rehetra tao am-ponao Toa tsisy niery na nihafina ho ahy Ireo lalana nodiavinao Fantatrao koa izay momba ahy rehetra Fantatrao irony hadalako Hay ilay fitia toa tsy mba nanam-petra Ianao tsy mba nanary ahy Nanjary zatra ny fo fa Ianao dia tsy mba mandao Ireo hadisoina efa vita Inoako navelanao Na mafy anie izany dia Tena maro izay mbola tsy hita Tiako mba tsy hiova izany Fiarahana tena mamy Ianao no mba nitarainako raha nisy ireo zavananjo Ianao no mba niady foana ho ahy Izay tsy vitako intsony Inona moa no mba nisaorako ireny Toa tsy ho voavaliko akory Raha sendra ka ao ireo Hohafoiko ho anao irery Ho anao izay rehetra ato am-po Nanjary............ Anefa aza kivy ianao na tomany Hahery ho tojo ny mamy Ho hafoiko hatramin'ny aiko Ho eo foana aho ho vonon-kiahy Fa anao irery ihany Nanjary...........


6. Raha tia mozika - Tovo Jhay

  • Duration: 347
  • Channel: music
Raha tia mozika - Tovo Jhay

Raha tia mozika Tovo J'hay : Te mba hiara hikalo aminao aho Hitondra hafanana vaovao aho Izay ilay tsy ahafoizako anao Ilay tena tiako any aminao Rehefa mba mangingina aho indraindray Ilay endrikao no indro eo Mameno fo sy reko feo Mibadabada tsy mety miato Poopy : Tsaroako foana ilay fanao ahy Ireo teny mambabo fo Tsy mba foiko tokoa Miverimberina foana ao antsaiko tato ho ato Lalie : Lay resatsika omaly Mamelovelo tsy mampatory ahy Ka n'aiza n'aiza misy anao any ho any Hijery anao aho na androany androany Ref : Raha toa ianao ka tia mozika Dia mba hiara hikalo aminao aho Raha toa manerika na mangatsika Hitondra hafanana vaovao aho Tolory tanana aho rehefa tonga any F'izay ilay tsy ahafoizako anao Tolory tsiky iray tsy misy ahiahy Ilay tena tiko any aminao Malala : Tsahivintsika kely aloha iray minitra Ireo kely rehetra efa vita hatrizay Natao tamin'ny fo niraisantsika Mitondra ny fiainana ho avy izay mbola tsy hita Nanie : Tsikaritro fa tsy ianao ihany no tojo fisainana toy izany Mieritreritra lasa vinany Maniry tontolo vaovao tena tonga lafatra Bodo : Matotra angamba ny androany Sanantria tsy hanihany Lazaiko zaraiko aminao izay efa niainako hatrizay Ref : Raha toa ianao ka tia mozika Dia mba hiara hikalo aminao aho Raha toa manerika na mangatsika Hitondra hafanana vaovao aho Tolory tanana aho rehefa tonga any F'izay ilay tsy ahafoizako anao Tolory tsiky iray tsy misy ahiahy Ilay tena tiko any aminao Sambatra ianao izay Tony fo sy fanahy Mahay mandray, mahay miara dia Toy ny olona mifankatia Ref : Raha toa ianao ka tia mozika Dia mba hiara hikalo aminao aho Raha toa manerika na mangatsika Hitondra hafanana vaovao aho Tolory tanana aho rehefa tonga any F'izay ilay tsy ahafoizako anao Tolory tsiky iray tsy misy ahiahy Ilay tena tiko any aminao Dia ho sambatra izaho sy ianao


7. MARION FOTOANA MAMY

  • Duration: 294
  • Channel: music
MARION FOTOANA MAMY

Une des meilleures chansons de Marion!Laissez vos "com" ou notez la video si vous aimez ....ou pas!!Merci et à bientôt pour d'autres clips!!! Manontany aho fa n'fonao angamba efa leo Mangina tsy nahitana feo f'izao ity no toa miteny irery Mampanahy ahy ihany izay zavatra miseho Mivadika tsy toy ny hatrizay ilay fihetsika mba nasehonao ahy Manontany tena aho hoe nahoana? F'isan'andro ianao mba nitsiky teny foana Ka lazao re aho raha mba sitrakao androany Fa raha ny ao anatiko ao Mangetaheta aho miandry hatrany Ianao irery no mbola tiako dia efa ampy ahy Ireo adalana efa nariako hanampy anay Fa fotoana mamy nifampizarana hatrizay Angamba tsy hodianao tsy ho hay Ny marina nafoiko omeko anao Izao rehetra izao raha azoko mba natao Ianao irery no mbola tiako dia efa ampy ahy Tsy izao re no handidy raha lasa enao re dia andao fa tsy manahy Tsisy teny na hoe entiko andresen-dahatra anao Tsofiko rano raha nahita vaovao ( ianao no tiako anefa akory atao) Ekeko fa tia aho anefa atao ahoana Fitiavana tsy atao an-tery Omeko hafa rehefa tsy ho ahy irery Rediredy ny ahy, anefa aza atao mampanahy Fa tena lasa miahiahy, tsy omenao tsiny raha toa mitalaho Ankehitriny aho lasa tena tia anao Ankehitriny aho mangaina sy mitalaho Ianao irery.... Fa mbola ahy ihany, ahy irery dia tonga aho hitomany Ianao irery ihany angamba no afaka hiteny Ilay amponao tsy milaoka, nofihininao irery Ka raha azonao hatao dia aza avela Fa ny aty efa niandry efa hatry ny ela Mba niezaka namantatra aho toa very Ny asehon'ny masonao tsy milaza ny dikan'ny ao amponao velively Ianao irery....


8. Jean aime de bemaharivo ANDRASAKO FOANA

  • Duration: 449
  • Channel: music
Jean aime de bemaharivo ANDRASAKO FOANA

Andrasako Foana anao 1er couplet : An an chérie éé An an chérie kô Efa ela izay éé Miarahantsika mama Efa mano koa maman Y zaka hita mamako ôo^ Nifamdimby tao Ny tsara sy ny rasty mamany Zaho noheky ma cherie Tsy mba mampirafy zaho Tsy tiako mampiady Aiko tsara be Anao efa tia hanambady mamany éé Zaho noheky ma cheri Fa sahirana mitady mamako Tsy malaina angala anao tsaiky ity Sangy zaho ma tsaiky ity Fo tsy misy ny atao mamany ééé ha ! Ka malahelo azo asiana tomany izy io tiako ô Fa any indray any Ho tanteraka ihany asana ny vadiana tadavinao 2nd couplet (2fois) Zaho tsy kivy Fa mbola manantena anao cherie Zaho tsy reraka Fa vonona miandry foana ety Refrain: (2fois) Andrasako foana anao cherie Andrasako foana anao ôô Miandry anao fo zaho cheri Miandry anao fo zaho ôô Andrasako foana anao cherie Andrasako ko 3e couplet: (2fois) Akahitriny ko cheri izao sy anao mamany éé dia voatery tsy maintsy mifandao havako ôô Vadiana io mama Tsy vita moramora tsaikity Ka aleo aloa Zaho mitady vola mena Ko vola misy Zaka jiaby mandeha ho azy hoa tiako ôô Hiroso mora @ mariazy tadiavinso cherie 4e Couplet : (2 fois) Tsy manino ndraiky Raha mbola andeha hitady ianao cherie Leferiko hiany Na dia ngoma mafy zahoaty 5em couplet: (2fois) Mitadiava vola anao cherie Mitadiava vola anao ôô Tsy manino ndrky zeny cherie Andrasako foana anao ôô Mitadiava vola anao cherie Mitadiava é 6em couplet Éé doda Cherie Aza malahelo cherie fa Izay maharita dia vadiny andriana Madiny mijika mahazo fanary alanara Fa raha samby mbala velona ho tanteraka ihany Ok éé. Refrain: (3fois) Merci à Vola