Search your favorite song for free

1. IANAO(Nihntsoa)

  • Duration: 279
  • Channel: music
IANAO(Nihntsoa)

Raha izany fiainana no jereko dia rotoroto sy tebiteby lava izao;nefa tsy ahoako ireo satria eo foana Ianao JESOA..Ianao no mahalala ireo filàn'ny fo;manome izay irin'ny foko!Ianao no antom-pisiako Jesoa,tokim-piainako.


2. DISO AHO(nihntsoa)

  • Duration: 231
  • Channel: music
DISO AHO(nihntsoa)

Mbola misy ve ilay indrafo lehibe?...Indro atolotro ty fo adalako...Izaho dia menatra Anao tokoa. Mifona Aminao.Ka mivalo mitalaho.Fa ho aiza intsony moa?Efa diso aho.Diso Taminao.Mifona fa malemy inty nofo inty ry Jesoa Tia.


3. izaho tsy hanahy(nihntsoa)

  • Duration: 162
  • Channel: music

4. SOA FA TEO....(nihntsoa)

  • Duration: 274
  • Channel: music
SOA FA TEO....(nihntsoa)

Tsotra ianao tsara fo sy fanahy.Tia namana.Raha lavo aho dia ianao mampatsiahy fa eo Jesoa Ilay Namana mandrakizay sady mahatoky.Ilay nahafoy ny ainy ho anao sy ho ahy.Ary IZY no mahatonga anao hanam-ptitava-namana.


5. izaho mifona AMINAO(nihntsoa)

  • Duration: 271
  • Channel: music
izaho mifona AMINAO(nihntsoa)

Tsaroako izao ny fahadisoako;teo @fiainako sy teo imasonao...koa mifona AMINAO miangavy mitalaho;raiso re izao fifonako izao.


6. MELKY : IANAO NO TIAKO

  • Duration: 253
  • Channel: music


8. melky IANAO NO TIAKO

  • Duration: 253
  • Channel: music


10. Mirado-Soa ihany fa teo ianao

  • Duration: 284
  • Channel: music
Mirado-Soa ihany fa teo ianao

Mirado-Soa ihany fa teo ianao


11. MARION - Ianao you

  • Duration: 246
  • Channel: music

12. Melky Ianao no tiako

  • Duration: 251
  • Channel: music
Melky Ianao no tiako

Melky une jeune chanteuse el es bien je trouve



14. Kougar Bagzan Jess Flavi One Malm Martiora 3 Devant Namako Ianao Mix Gasy 2017 (1)

  • Duration: 634
  • Channel: music
Kougar Bagzan Jess Flavi One Malm Martiora 3 Devant Namako Ianao Mix Gasy 2017 (1)

Kougar Bagzan Jess Flavi One Malm Martiora 3 Devant Namako Ianao


15. Spear O Mic feat Anyah - Ianao

  • Duration: 244
  • Channel: music
Spear O Mic feat Anyah - Ianao

Zouk love mahafinaritra be bonne ecoute!


16. Karaoke - Hoy ianao - Nono

  • Duration: 182
  • Channel: music
Karaoke - Hoy ianao - Nono

Karaoke - Hoy ianao - Nono



18. Tiako ianao melky

  • Duration: 251
  • Channel: music
Tiako ianao melky

Quel talent, quelle voix, voila une chanteuse qui mérite d'être diffusée en masse. J'adore! Allez Melky continue, t'as des fans!!!


19. Ianao-HIRAH

  • Duration: 244
  • Channel: music
Ianao-HIRAH

Ry zalahy avy eny Ankadindramamy an


20. Tena haiko raha Ianao - GLR

  • Duration: 273
  • Channel: music